diff --git a/05/13.txt b/05/13.txt index 243e244..d918091 100644 --- a/05/13.txt +++ b/05/13.txt @@ -1 +1 @@ -Nahare gne rahà vvoforigny agnaby izay tagny an-dagnitry sy teto an-tany ary gn'an-dranomasy iaho- gne rahà agnaby tao agnatin'gne-nizaka hoe:" Ho an'gne raiky izay mipetraky eo amè seza fiandriana sy ho an'gne Zanak'ondry, anie gne dera, gne laza, gne voninahitry, ary gne fahefa handidy, mandrakizay doria." Gne rahà managnay efatry, nizaka hoe:"Amens!" Ary gne loholo niondrika sy nivavaky. [Fagnamariha: Gne sasany amè dikan-zaka taloha da midika hoe:" Gne loholo roy amby folo da \ No newline at end of file +Nahare gne rahà vvoforigny agnaby izay tagny an-dagnitry sy teto an-tany ary gn'an-dranomasy iaho- gne rahà agnaby tao agnatin'gne-nizaka hoe:" Ho an'gne raiky izay mipetraky eo amè seza fiandriana sy ho an'gne Zanak'ondry, anie gne dera, gne laza, gne voninahitry, ary gne fahefa handidy, mandrakizay doria." Gne rahà managnay efatry, nizaka hoe:"Amens!" Ary gne loholo niondrika sy nivavaky. [Fagnamariha: Gne sasany amè dikan-zaka taloha da midika hoe:" Gne loholo roy amby folo da nihondriky sy nanompo \ No newline at end of file