auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-22 03:20:12 -05:00 committed by root
parent a4ff5c6e58
commit 2df45c9a95
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nahita seza fiandriana maro iaho. Nimpetraky teo amboniny gne izay nome fahefa mitsara. Nahita gne fagnahin'gne izay notapahin-doha iaho noho gne fitsangana vavolombelo mikasiky an'i Jesosy ary nohon'gne zakan'Andriamanitra. Tsy nandohaloky tamè bibi-dy na tamè sariny indreo, ary indreo da nandà gne handray gne mariky gne bibi-dy teo amè pandany na teo amè tagnany. Avy velo koa indreo, ary nanjaka niaraky tamin'i Kristy nandritry gn'arivo tao.
\v 4 Ary nahita seza fiandriana maro iaho. Nimpetraky teo amboniny gne izay nome fahefa mitsara. Nahita gne fagnahin'gne izay notapahin-doha iaho noho gne fitsangana vavolombelo mikasiky an'i Jesosy ary nohon'gne zakan'Andriamanitra. Tsy nandohaloky tamè bibi-dy na tamè sariny indreo, ary indreo da nandà gne handray gne mariky gne bibi-dy teo amè pandany na teo amè tagnany. Avy velo koa indreo, ary nanjaka niaraky tamin'i Kristy nandritry gn'arivo tao.