auto save
This commit is contained in:
parent
31b37e44d8
commit
2ae2933862
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy eo gn'anjely ninday enahy tamy gne Fagnahy tagny amè tany karakay, ary nahita viavy nipetraky teo ambony bibi-dy mena izay feno agnara zaka ratsy iaho. Gne bibi-dy da mana loha fito sy tandroky folo. Gne viavy da nagnisy akanjo voloparasy sy mena ary voravaky volomena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy da nità tamè tagnany kopoaka volamena feno gne rahà mampisanga volokoditry sy gne tsy fahadiovan'gne fijangajanga. Teo amè tarehiny gne nisy agnara mana dikany mifiny vosoratry hoe:"Babilona zakabe,gne
|
||||
\v 3 \v 4 Avy eo gn'anjely ninday enahy tamy gne Fagnahy tagny amè tany karakay, ary nahita viavy nipetraky teo ambony bibi-dy mena izay feno agnara zaka ratsy iaho. Gne bibi-dy da mana loha fito sy tandroky folo. Gne viavy da nagnisy akanjo voloparasy sy mena ary voravaky volomena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy da nità tamè tagnany kopoaka volamena feno gne \v 5 rahà mampitsanga volokoditry sy gne tsy fahadiovan'gne fijangajanga. Teo amè tarehiny gne nisy agnara mana dikany mifiny vosoratry hoe:"Babilona zakabe, iandrin'gne mpijangajanga sy gne rahà mampitsanga volokoditry."
|
Loading…
Reference in New Issue