auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-12 01:29:53 -05:00 committed by root
parent 435f990d50
commit 273b0024c5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Gne izay miay eo ambonin'gne tany da hifaly amindreo ary hankalaza. Hifandefa fagnomeza mihintsy azaky indreo satria nampijaly ireo izay miay ambonin'gne tany io mpaminany roy io. Fa afaky telo andro sy tapany da hifitra ao amindreo gne fofonay avy amin'Andriamantra, ary hitsanga ame tongony indreo. Hilatsaka am'gne mahita
\v 10 \v 11 \v 12 Gne izay miay eo ambonin'gne tany da hifaly amindreo ary hankalaza. Hifandefa fagnomeza mihintsy azaky indreo satria nampijaly ireo izay miay ambonin'gne tany io mpaminany roy io. Fa afaky telo andro sy tapany da hifitra ao amindreo gne fofonay avy amin'Andriamantra, ary hitsanga ame tongony indreo. Hilatsaka am'gne mahita endreo gne tahotyr zakabe. Avy eo da hahare feo mahery avy an-dagnitry indreo mizaka