auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-10 04:21:11 -05:00 committed by root
parent 06cc242843
commit 25ce04cf18
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nampagneno gne atsivany gne anjely fahenina, ary Nahare gne fro nivoaky tame tandroky gne alitara volamena izay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. Ary nizàka tame anjely fahenina gne feo manao hoe: "Avotsory gne anjely efatra izay mifehy agny amen'gne renirano zakaben'gne Eofrata." Gne anjely efatra izay efa nomagny tam'izany lera izany, ary izany andro izany, izany volagny izany,ary izany taona izany, da novotsora mba
Nampagneno gne atsivany gne anjely fahenina, ary Nahare gne feo nivoaky tame tandroky gne alitara volamena izay efa nisy teo agnatrehan'Andriamanitra aho. Ary nizàka tame anjely fahenina gne feo magnano hoe: "Avotsory gne anjely efatra izay mifehy agny amen'gne renirano zakaben'gne Eofrata." Gne anjely efatra izay efa nomagny tam'izany lera izany, ary izany andro izany, izany volagny izany,ary izany taona izany, da novotsora mba hamono gne ampahatelon'gne olombelo.