auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-29 21:46:01 -05:00 committed by root
parent 5d6d0bf6f0
commit 1e9de0538a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 ''Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Filadelfia hoe: 'Izao gne zakain'gne raiky izay masina sy marigny_ izy gne mitazogny gne lakilen'i Davida, izy gne mamoha ary tsy misy ndre ia ndre ia mangdy, izy no magnidy ary tsy misy na iza na iza afaky mamoha. "Fantako zay vitanareo. Indro, nametrahako varavarana mivoha eo alohanareo izay tsy afaka hidin'iza n'iza. Fantako fa managny hery kely ianareo, ka nankàto ny teniko ary tsy nandà gne egnarako.
\v 7 \v 8 ''Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Filadelfia hoe: 'Izao gne zakain'gne raiky izay masina sy marina_ izy gne mitazogny gne lakilen'i Davida, izy gne mamoha ary tsy misy ndre ia ndre ia mangidy, izy no magnidy ary tsy misy na iza na iza afaky mamoha. "Fantako izay vitanareo. Indro, nagnapetrahako varavara mivoha eo alohanareo izay tsy afaka hidin'iza n'iza. Fantako fa managny hery kely ianareo, ka nankàto ny teniko ary tsy nandà gne egnarako.