auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-17 22:13:23 -05:00 committed by root
parent cfb66b24d3
commit 10143922d4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Akô izy hagnome voninahitry gne tegnany sy niay tame tsy fiafia, omeo anazy gne fampijalia sy gne alahelo sahatry anazy. Fa izy nizaka tao am-pony nagnano hoe: 'Nipetraky akô gne mpanjaka viavy iaho. Tsy maty vady iaho, ary tsy hisaona mandrakizay.' Noho izany da ho avy ame andro raiky gne arety mandrigna: gne fahafatesa, gne fisaogna, ary gne mosary. Hodoroan'gne afo izy, fa gne Tompo
Akô izy hagnome voninahitry gne tegnany sy niay tame tsy fiafia, omeo anazy gne fampijalia sy gne alahelo sahatry anazy. Fa izy nizaka tao am-pony nagnano hoe: 'Nipetraky akô gne mpanjaka viavy iaho. Tsy maty vady iaho, ary tsy hisaona mandrakizay.' Noho izany da ho avy ame andro raiky gne arety mandrigna: gne fahafatesa, gne fisaogna, ary gne mosary. Hodoroan'gne afo izy, fa gne Tompo Andriamanitra da mahery, ary izy gne mpitsara anazy."