auto save
This commit is contained in:
parent
44b8f3710a
commit
05cce67aa4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 \v 11 \v 12 Gne izay miay eo ambonin'gne tany da hifaly amindreo ary hankalaza. Hifandefa fagnomeza mihintsy azaky indreo satria nampijaly ireo izay miay ambonin'gne tany io mpaminany roy io. Fa afaky telo andro sy tapany da hifitra ao amindreo gne fofonay avy amin'Andriamantra, ary hitsanga ame tongony indreo. Hilatsaka am'gne mahita endreo gne tahotyr zakabe. Avy eo da hahare feo mahery avy an-dagnitry indreo mizaka endreo hoe:"Miarak
|
||||
\v 10 \v 11 \v 12 Gne izay miay eo ambonin'gne tany da hifaly amindreo ary hankalaza. Hifandefa fagnomeza mihintsy azaky indreo satria nampijaly ireo izay miay ambonin'gne tany io mpaminany roy io. Fa afaky telo andro sy tapany da hifitra ao amindreo gne fofonay avy amin'Andriamantra, ary hitsanga ame tongony indreo. Hilatsaka am'gne mahita endreo gne tahotyr zakabe. Avy eo da hahare feo mahery avy an-dagnitry indreo mizaka endreo hoe:"Miaraky etoa!" Avy eo da hiakatra ho agny an-dagnitry ao agnaty mika indreo, raha mbola magnety tany gne fahavolondreo.
|
Loading…
Reference in New Issue