auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-29 21:46:01 -05:00 committed by root
parent e1e4bc4b51
commit 040462c54d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amboariko anakandry eo ame fiangon'Andriamanitrako izay mandresy, ary tsy hiala eo mihitsy izy. Ho soratako eo aminazy gne agnaran'Andriamanitrako, gne agnaran'gne tanàn'gne Andriamanitrako (ilay Jerosalema vaoavao, izay midigny avy agny andagnitry avy amin'andriamanitrako), sy gne agnarako vaovao.
Amboariko anakandry eo ame fiangon'Andriamanitrako izay mandresy, ary tsy hiala eo mihitsy izy. Ho soratako eo aminazy gne agnaran'Andriamanitrako, gne agnaran'gne tanàn'gne Andriamanitrako (ilay Jerosalema vaoavao, izay midigny avy agny andagnitry avy amin'andriamanitrako), sy gne agnarako vaovao. Aokaizay mana tadigny hiteno izay zakain'gne Fagnahy am'ireo fiang