2020-02-12 13:52:10 +00:00
|
|
|
\v 6 Nahita anjely hafa nandrembo ambony iaho, izay nana gne hafatry fandrakizain'gne vaovao mahafaly hambara amy gne izay miaogny ambonin'e tany- my gne firenena, foko, fiteny, ary gn'olo agnaby. \v 7 Nangaiky tamè feo mafy izy hoe:"Matahora an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitry Enazy. Fa avy gn'andron'e fitsarany. Mivavaha Aminazy, gne raiky izay nagnano gne lagnitry, gne tany, gne ranomasy, ary gne loharano."
|