tkg_rev_text_reg/13/11.txt

1 line
372 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-12 06:24:25 +00:00
\v 11 Ary nahita bibi-dihy hafa iaho niakatry avy tamè tany. Izany da nana tandroky roy akoy gne zanak'ondry, ary nizaka akoy gne dragona. \v 12 Nampihariny agnaby gne fahefan'gne bibi-dihy volohany eo agnatrehany, ary gne tany sy gne izay mipetraky eo aminazy da asainy mandohaloky eo amy gne bibi-dihy volohany— gne raiky izay afaky tamè ratsy saiky nahafaty enazy.