tkg_php_text_reg/04/21.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 21 Magnanoa velo ame mpino aby ao amin'i Jesosy Kristy. Ireo rahala izay miaraky aminah da magnano velo anareo.\v 22 Ireo mpino aby izay eto magnano veloma anareo, indraikindraiky ireo izay avy ao ame fianakavian'i Kaisara. \v 23 Gne fahasoavene Tompo Jesosy Kristy ame fagnahinareo [ Fagnamaria: Misy gne fandika sasany magnampy hoe: ''Ameno.'']