tkg_php_text_reg/04/04.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 4 Mifalia avao ao ame tompo. Hoy iao evako, miflia. \v 5 Avealay ho fantany gne olo aby gne fahatsoram-ponareo. Efa mariny gne Tompo.\v 6 Aza magnahy na amign'ino na amign'ino. Fa koa, ame raha agnaby ame alalan'gne vavaka sy fangataha, miaraka ame fisaora, avelay gne fangatahanareo ho fantan'Andriamanitra. \v 7 Ary gne gne fiadagnan'Andriamanitra, izay mihoatry gne fahalalà rehetra, hiaro gne fonareo sy gne fisaignanareo aby ao amin'i Kristy Jesosy.