tkg_php_text_reg/04/01.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 1 Noho izany, ry rahalahy malalako izay hamanigny anaha, fifaliako sy satro-bonihitriko, amin'izany da mijoro tsara ao ame Tompo, ry namako malala. \v 2 Miangavy an'i Eodia aho, ary miangavy an'i Syntyke, miraisa say ao ame Tompo.\v 3 Ary, mangataka aminao evakoa aho, ry namako mpiray zoga: ampio ireo viavy ireo. Satria indreo da niara-niasa tamiko tame fapeleza gne filazatsara niaraka tamin'i Klementa sy ireo sisa nama mpiara-miasa amiko aby, izay efa ao ame bokin'gne fiaina gn'agnarandreo.