tkg_php_text_reg/03/17.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 17 Aoka ho mpaka tahaky anaha, anareo ry rahalahy. Diniho akeky izay mandeha araky gne ohatra izay hitanareo ao aminay.\v 18 Maro indreo mandeha_ ireo izay efa nozakaiko anareo matetiky, ary ankehitriny aho mizaka aminareo amin-dranomaso_mitovy gne fahalavon'ny gne hazofijaliagn'i Kristy.\v 19 Fandringanagny no fiafaran'idreo. Fa gne trokiny gne andremanitriny, ary gne fireharehan'izireo da ao amen'ny fahamegnarany. Mieritreritry gne zavatr'izao tontolo izao izy.