|
\v 15 Isika rehetra izay matotry, aoka isika hieritreritry tahaka izany; ary raha misy eritreritrareo hafa momba zavatra rehetra, da ho abokin'Andremanitra aminareo ihany koa izany.\v 16 Kanefa na ino na ino efa tratrantsika ,aoka isika hifikitry amin'izany. |