tkg_php_text_reg/02/09.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 9 Koa iza gne nagnandratan'Andriamanitra azy indrindra sy nanomezany azy gne agnara izay ambony noho gne agnara rehetra. \v 10 Naniny izà mba ho amin'ny anaran'i Jesosy gne handohalihan'ny lohaliky rehetra, na gne any an-danitra, na gne ety an-tany, na gne any ambanin'ny tany. \v 11 Naniny izà hagneke gne lela rehetra fa i Jesosy Kristy no Tompo, ho voninahitr'Andriamanitra Ray.