tkg_php_text_reg/02/05.txt

1 line
453 B
Plaintext

\v 5 Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa.\v 6 Izay, na da nanagny gne endrik'Andriamanitra aza, da tsy nataony ho zavatry hofikiry mafy gne fitovia amin'Andriamanitra. \v 7 Fa nofoanagny gne tegnany tame nakany gne endriky gne mpanompo sy nahatongavany ho manam-pitovia ame olo. \v 8 Ary rehefa hita fa nanagn'endriky ho olo izy, da nanolotegna ka nagneky hatramin'ē fahafatesa, da ilay fahafatesa tame hazo fijalia.