tkg_php_text_reg/01/25.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 25 Resy lahatry gn'amin'izany, da fantatry fa himpetraky sy hanohy aminareo iao, ho, ho anè fandrosoanareo sy fifalia ao amè finoa. \v 26 Mba ho ao aminahy da hana gn'antony hiraharaha ao amin'i Kristy Jesosy anareo raha miverigny agny aminareo koa iaho. \v 27 Mindesa tegna amè fomba mendrika e filazantsara an'i Kristy, ka na tonga hagnety anareo iaho na tsy eo, da afaky e hiteno momba anareo, fa mitsanga mafy amè fagnahy raiky anareo,amè say raiky miara-miezaky ho anè finoa gne filazantsara.