tkg_php_text_reg/01/22.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 22 Fa raha miaigny amè mofo iaho da midika aza mahavokatry ho anahy izany. Kanefa ino gne ho fidiko? Tsy fantako. \v 23 Fa voatery mafy eo agnelagnelandreo roy iaho. Gny fagniriako da e hamdeha ary hiaraka amè Kristy, izay tsara lavitry, \v 24 kanefa mipetraky ao amè nofo da ilainy noho anareo.