tkg_php_text_reg/01/20.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 20 Izany da araky gne fendrasako fatratry sy e antoky fa iaho datsy megnatry tanteraky, ary mbola amè fahasahia agnaby, androany mitovy amè hatr'izay, da hiosondritry ato amè tegnako Kristy, na amè fiaina na amè fahafatesa. \v 21 Ho anahy hoe miaigne da Kristy ary e hoe maty da tombony.