|
\v 18 Ino me? Amè fomba agnaby,na amè fihatsaram-belatsihy na amè fahamarigna, Kristy gne tory, ary mifaly e amizany iaho. Eka, ho faly iaho, \v 19 fa fantako fa izany da hiafara amè fagnafaha anahy amign'alalan'ireo vavakareo sy gne fagnampianè Fagnahin'i Jesosy Kristy. |