tkg_php_text_reg/01/09.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 9 Ary iaho mivavaky an'izao : mba hitombo hatrany hatrany gne fitiavanareo amè fahalala sy amè fahazavan-tsay agnaby. \v 10 Mivavaka ho an'izany iaho mba agneky izay tsara da tsara anareo, mba ho tsom-po sy tsy misy tsigny amè andron'i Kristy. \v 11 Mivavaka iao mba ho fenonè vokatry gne fahamarigna izay avy amin'i Jesosy Kristy anareo, ho voninahitry sy fidera an'Andriamanitra.