tkg_php_text_reg/01/07.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 7 Fa tsara amina gne mahatsapa toy izay amè momba anareo aby satria ato am-poko anareo. Anareo agnaby da mpiara-miasa taminay tamè fahasoava na tamè figadrako sy taminè fiarovako na koa tamè fagnamafisa gne filazantsara. \v 8 Fa Andriamanitry gne vavolombeloko, fa many anareo fatratry iaho amè famindram-pon'i Kristy Jesosy.