tkg_php_text_reg/01/03.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 3 Misaotry gn'Andriamanitry iao amè fahatsiarovako anareo. \v 4 Amè fivavahako ho anareo agnaby, da amè fifalia hatrany gne agnamboarako e fivavahako. \v 5 Magnomè fisôra iaho nohonè gn'amè fitambaranareo amè filazantsara tamè gn'andro voalohany ka hatram'izao. \v 6 Matoky anizao raha izao iaho, fa izy izay nanomboky asa tsara taminareo da hanohy hagnatanteraky izany hatraminè gn'andron'i Jesosy Kristy.