auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-23 03:44:49 -05:00 committed by root
parent c33641f60d
commit f285caa195
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Noho izany, ry rahalahy malalako izay hamanigny anaha, fifaliako sy satro-bonihitriko, amin'izany da mijoro tsara ao ame Tompo, ry namako malala. \v 2 Miangavy an'i Eodia aho, ary miangavy an'i Syntyke, miraisa say ao ame Tompo. \v3Ary, mangataka aminao evakoa aho, ry namako mpiray zoga: ampio ireo viavy ireo. Satria indreo da niara-niasa tamiko tame fapeleza gne filazatsara niaraka tamin'i Klementa sy ireo sisa nama mpiara-miasa amiko aby, izay efa ao ame bokin'gne fiaina gne agnarandreo.
\v 1 Noho izany, ry rahalahy malalako izay hamanigny anaha, fifaliako sy satro-bonihitriko, amin'izany da mijoro tsara ao ame Tompo, ry namako malala. \v 2 Miangavy an'i Eodia aho, ary miangavy an'i Syntyke, miraisa say ao ame Tompo.\v 3 Ary, mangataka aminao evakoa aho, ry namako mpiray zoga: ampio ireo viavy ireo. Satria indreo da niara-niasa tamiko tame fapeleza gne filazatsara niaraka tamin'i Klementa sy ireo sisa nama mpiara-miasa amiko aby, izay efa ao ame bokin'gne fiaina gn'agnarandreo.