Fri Jan 24 2020 15:22:58 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:22:59 -05:00
commit 3dde6e05c6
10 changed files with 51 additions and 2 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany, ry rahalahy malalako izay hamanigny anaha, fifaliako sy satro-bonihitriko, amin'izany da mijoro tsara ao ame Tompo, ry namako malala. \v 2 Miangavy an'i Eodia aho, ary miangavy an'i Syntyke, miraisa say ao ame Tompo.\v 3 Ary, mangataka aminao evakoa aho, ry namako mpiray zoga: ampio ireo viavy ireo. Satria indreo da niara-niasa tamiko tame fapeleza gne filazatsara niaraka tamin'i Klementa sy ireo sisa nama mpiara-miasa amiko aby, izay efa ao ame bokin'gne fiaina gn'agnarandreo.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Mifalia avao ao ame tompo. Hoy iao evako, miflia. \v 5 Avealay ho fantany gne olo aby gne fahatsoram-ponareo. Efa mariny gne Tompo.\v 6 Aza magnahy na amign'ino na amign'ino. Fa koa, ame raha agnaby ame alalan'gne vavaka sy fangataha, miaraka ame fisaora, avelay gne fangatahanareo ho fantan'Andriamanitra. \v 7 Ary gne gne fiadagnan'Andriamanitra, izay mihoatry gne fahalalà rehetra, hiaro gne fonareo sy gne fisaignanareo aby ao amin'i Kristy Jesosy.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ary farany, ry rahalahy, ndre ino ndre ino marina, na ino na ino manan-kaja, na ino na inoara-drariny, na ino na ino madio, na ino na ino mahafinaritry, na ino na ino nizakay fa tsara,raha misy na ino na ino tokony ho derahy, da mihevera an'iregny raha iregny. \v 9 Io raha izay niaranareo sy noraisinareo sy tenominareo ary hitanareo tamiko, amboaro iregny raha iregny, ary gne Andriamanitra gne fiadagna hiaraka aminareo.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mifalia be ao ame tompo ao satria novazivazinareo evao amizao gne fiheveranareo ahy. Efa nihevitra tokoa anaraeo taloa, fa tsy misy fahafa ho anareo mba hagnampy. \v 11 Tsy nizaka izany satria ao agnatine tsy fahampia. Fa efa nianatry gne hifaly amizay toe-javatry niseho aby iaoh. \v 12 Fantaro gne hoe mahantra ary fantako koa gne hoe magnabe. Ame fomba aby sy ary ame raha aby da miandry gne tsiambaratelone fihinanam-be sy agnapia anah, ary gne hoe ao agnatine tsy fahapia. \v 13 Afaka magnano gne raha aho ame alalàne mampahery enah.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Kanefa, enareo gne nagnano tsara taminah tame fahasahiragnako.\v 15 Ary enareo filipiana mahafantatra fa tame fanomboane filazantsara,rehefa niala an'i Makedonia iaoh,da tsy nisy fiangoana nagnapia anah raha gne mahakasika gne fagnomeza sy fandraisa afa-tsy enareo raiky.\v 16 Na taminah tagny Tesalonika aza, da nandefa fagnapia ho anizay nilaiko mihotry gne indraiky mandeha enareo. \v 17 Tsy hoe mitadia fagnoeza aho. Fa kosa mitadia gne vokatr' izay mampiakatry gne voninahitrareo aho.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nandray raha aby iaho, ary mana be da be. Fa feno iao. Voaraiko avy tamin'i Epafrodito gne raha avy taminareo. Izà da hagnitry misy fofony, izay rakitry azo ekena sy akasitrane Zagnahary.\v 19 Ary gne Zagnahariko hameno izay rehetra ilainareo araky gne harene voninahatry ao amin'i Jesosy Kristy. \v 20 Ary hoane Zagnahary sady Raintsika anie gne voninahitry mandrakizay doria.Ameno.

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Magnanoa velo ame mpino aby ao amin'i Jesosy Kristy. Ireo rahala izay miaraky aminah da magnano velo anareo.\v 22 Ireo mpino aby izay eto magnano veloma anareo, indraikindraiky ireo izay avy ao ame fianakavian'i Kaisara. \v 23 Gne fahasoavene Tompo Jesosy Kristy ame fagnahinareo [ Fagnamaria: Misy gne fandika sasany magnampy hoe: ''Ameno.'']

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
FILIPIANINA FAHA 4

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -5,3 +6,32 @@ This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
### You are free to:
* **Share** — copy and redistribute the material in any medium or format
* **Adapt** — remix, transform, and build upon the material
for any purpose, even commercially.
The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license terms.
### Under the following conditions:
* **Attribution** — You must attribute the work as follows: "Original work available at https://door43.org/." Attribution statements in derivative works should not in any way suggest that we endorse you or your use of this work.
* **ShareAlike** — If you remix, transform, or build upon the material, you must distribute your contributions under the same license as the original.
**No additional restrictions** — You may not apply legal terms or technological measures that legally restrict others from doing anything the license permits.
### Notices:
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
>>>>>>> 1e6780994572d99f5b4f4ce342646dfbbc75a4bd

View File

@ -32,6 +32,17 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD133"
],
"finished_chunks": [
"04-10",
"04-14",
"04-18",
"04-21",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-08"
]
}