auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-01-23 01:07:45 -05:00 committed by root
parent 31befa2f46
commit 17f7f4bc6a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Resy lahatry gn'amin'izany, da fantatry fa himpetraky sy hanohy aminareo iao, ho, ho anè fandrosoanareo sy fifalia ao amè finoa. \v 26 Mba ho ao aminahy da hana gn'antony hiraharaha ao amin'i Kristy Jesosy anareo raha miverigny agny aminareo koa iaho. \v 27 Mindesa tegna ame fomba mendrika e filazantsara an'i Kristy, ka na tonga hagnety anareo iao na tsy eo, da afaky e hitegno momba anareo, fa mitsanga mafy ame fagnahy raiky anareo,ame say raiky miara-miezaky ho an'e finoa a filazantsara
\v 25 Resy lahatry gn'amin'izany, da fantatry fa himpetraky sy hanohy aminareo iao, ho, ho anè fandrosoanareo sy fifalia ao amè finoa. \v 26 Mba ho ao aminahy da hana gn'antony hiraharaha ao amin'i Kristy Jesosy anareo raha miverigny agny aminareo koa iaho. \v 27 Mindesa tegna amè fomba mendrika e filazantsara an'i Kristy, ka na tonga hagnety anareo iaho na tsy eo, da afaky e hiteno momba anareo, fa mitsanga mafy amè fagnahy raiky anareo,amè say raiky miara-miezaky ho anè finoa gne filazantsara