tkg_phm_text_reg/01/01.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 1 Paoly, vogandra an'i Jesosy Kristy, sy gne rahalahy Timoty ho an'i Filemona, nama malalanay sy mpiara-miasa aminay, \v 2 ary ho an'i Apia anakavinay, sy Arkipo miaramila namanay, ary ho an'e fiangona izay miangona ao an-tragnonao. \v 3 Ho aminareo anie gne fahasoava sy fiadana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Tompo.