diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt new file mode 100644 index 0000000..4b1537a --- /dev/null +++ b/01/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Paoly, vogandra an'i Jesosy Kristy, sy gne rahalahy Timoty ho an'i Filemona, nama malalanay sy mpiara-miasa aminay, \v 2 ary ho an'i Apia anakavinay, sy Arkipo miaramila namanay, ary ho an'e fiangona izay miangona ao an-tragnonao. \v 3 Ho aminareo anie gne fahasoava sy fiadana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt new file mode 100644 index 0000000..9d0b50f --- /dev/null +++ b/01/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 4 Misaotry gn'Andriamanitra avao iaho. \v 5 Manogno anao iaho amy gne fivavahako. Efa nahare gne amy gne fitiava sy gne finioa izay anagnanao ao amin'i Jesosy Tompo ary ho an'gne mpino agnaby iaho. \v 6 Mivavaka iaho mba hahavy amy gne fikambagna amè finoa hahomby amy gne fahalala gne rahà tsara agnaby izay eo amintsika ao amin'i Kristy. \v 7 Fa mana fifalia sy finoa zakabe iaho nohon'gne fitiavanao, satria gne fon'gne mpino da novelombelomy tamy gn'alalnao, ry rahalahy. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt new file mode 100644 index 0000000..1ea4080 --- /dev/null +++ b/01/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Noho izany, ndre da mana fahasahia agnaby ao amin'i Kristy koa iaho handidy anao mba hagnano izay tokony hamboary, \v 9 nefa nohon'gne fitiava, da mangaiky anao koa aho - iaho, Paoly, Lelahy antitry, ary amizao gadra ho an'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/10.txt b/01/10.txt new file mode 100644 index 0000000..0697647 --- /dev/null +++ b/01/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Mangataky anao iaho gne amy gne zanako Onesimosy, izay naterako tamy gne fatorako.\v 11 Fa izy da tsy nahatsara anao teo aloha, fa amizao izy da mahatsara anao sy iaho. \v 12 Nalefako niverigny ho agny aminao izy, izy gne tena tiako. \v 13 Magniry gne hifetsa enazy hiaraky aminahy aho, mba hahafahany manompo enahy ho anao, raha mbola vofehy nohon'gne filazantsara iaho. \ No newline at end of file diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt new file mode 100644 index 0000000..aac8b5c --- /dev/null +++ b/01/14.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 14 Nefa tsy te hagnano ndre ino ndre ino raha tsy misy gne fagnekenao iaho. Tsy tiako ho an-katere gn'asa soa amboarinao fa an-tsitrapo. \v 15 Angamba noho izany gne nisarahany taminao nandritry gne fatoa fohy, mba hanagnanao enazy mandrakizay. \v 16 Tsy ho andevo esanaky izy, fa tsara mihotry noho gn'andevo, da rahalahy malala. Izy gne malala indrindra aminahy, ary mihotry lavitry ho anao, ndre ao amy gne nofo ndre ao amy gne tompo. \ No newline at end of file diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt new file mode 100644 index 0000000..4a46612 --- /dev/null +++ b/01/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Ka raha mana anahy ho mpiara-miasa enao, da reso akoy iaho izy. \v 18 Raha magnano gne tsy mety izy ndre mitrosa ndre ino ndre ino aminao, da anio ho anahy izany. Iaho, Paoly, manoratry akoizao amy gne tagnako: \v 19 Iaho gne hiala aminao. Tsy mizaka aminao hoe mitrosa gne tegnanao aminahy enao. \v 20 Eka, ry rahalahy, anio mahazo tombony ao amy gne Tompo iaho; omeo fizanogna gne foko ao amin'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/21.txt b/01/21.txt new file mode 100644 index 0000000..1526b2f --- /dev/null +++ b/01/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 21 Gne toky mikasiky gny fagnekenao, gne soratako ho anao. Fantako fa hagnano mihotry noho izay angatahako enao. \v 22 Mandritry izany fotoa izany evakoa, omagno ho anahy gn'efitry fandresam-bahiny, fa magnantegna iaho fa amy gn'alalan'gne vavakao da hipody aminaokoa iaho. \ No newline at end of file diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt new file mode 100644 index 0000000..88a8533 --- /dev/null +++ b/01/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 23 Epafra, namako mpiara-migadra ao amin'i Jesosy Kristy, magnano veloma anao. \v 24 Akoizany koa i Marka, Aristarko, Demasy ary Lioka, mpiara-miasa aminahy. \v 25 Ho amy gne fagnahanareo anie gne fahatsaran'i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena. \ No newline at end of file diff --git a/01/title.txt b/01/title.txt new file mode 100644 index 0000000..86739ed --- /dev/null +++ b/01/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko 1 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index 98f733d..2588466 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -2,7 +2,11 @@ # License ## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0) +<<<<<<< HEAD This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/. +======= +This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/). +>>>>>>> 97b592b1a3850623b7e0d7b595b856b656aba67e ### You are free to: @@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation. No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material. +<<<<<<< HEAD This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). +======= +>>>>>>> 97b592b1a3850623b7e0d7b595b856b656aba67e diff --git a/front/title.txt b/front/title.txt new file mode 100644 index 0000000..afa8ba4 --- /dev/null +++ b/front/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Filemona \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index ad22150..ec20c26 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -32,6 +32,19 @@ } ], "parent_draft": {}, - "translators": [], - "finished_chunks": [] + "translators": [ + "MAD135" + ], + "finished_chunks": [ + "front-title", + "01-title", + "01-14", + "01-17", + "01-23", + "01-21", + "01-01", + "01-04", + "01-08", + "01-10" + ] } \ No newline at end of file