|
\v 13 Avy teo da nandeha tamoron-dranomasy koa Izy,ary nagnato enazy aby avakoa gn'olo,da nampianariny indreo.\v 14 Ra nandalo Izy da nahita an'i Levy zanak'i Alfeo nipetraky tame fandagnona hetra ka hoy Izy taminazy se: ''Magnaraha ana'' da nitsanga izy ka nagnaraky Anazy. |