tkg_mrk_text_reg/14/71.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 71 Fa i Petera kosa nagnozigny tenga nitagny nizaka hoe: "da tena tsy fantako mihintsy ity olo zakainareo ".\v 72 Niaraky tamizay nagneno indroy gn' akoho. Ary da tadidi'i Petera gne zakan'i Jesosy tamin'izay hoe:" Da mbola tsy magneno indroy gn'akoho da andà ana in-telo anao". Raha vita izay da nalahelo sady nitomagny izy.