1 line
328 B
Plaintext
1 line
328 B
Plaintext
\v 31 Rehefa vita zay, niala tao Tyro i Jesosy ka namakivaky gne faritry Sidona, nandalo gne sisinn'taniny Galilia ary avy eo niakatry nitety gne faritry ny Dekapolisy. \v 32 Tafaran'izany , nisy olo raiky noetindreo teo akatrefan'i Jesosy ary nangatahandreo mafy da mafy tamin'azy mba hametraha tagna satria maregny sady moa . |