tkg_mrk_text_reg/16/05.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 5 Raha niditry takobory indreo da nahita zatovolaha niankanjo fotsy, nipetraky takavanany, sady gaga indreo.\v 6 Da hoy izy tame ndreo: ''ka matahotry. Mitady an'i jesosy anareo, gne Nazarena, nifatsia. Nitsanga izy! tsy eto izy. Hiteo e toera nametrahanareo enazy. \v 7 Da mandeana, da zakay e mpianatry miaraky ame Petera fa hialoha lala anareo ho agny galilia izy. Hagny e hahitanareo enazy, araka izay nizaka tamenareo.''