tkg_mrk_text_reg/14/69.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 69 Fa ity mpiasa vavy ity, izay nahita an'i Petera teo, izay niverigny nitsanga nagnodidy azy nizaka tamgn' olo maro teo hoe: " Naman' i Jesosy koa io lehilahy io! \v 70 Da mbola nandà i Petera. Tsy tapitapitry izay, nintsanga teo am' Petera gn' olo nagnotany hoe: "Naman'i Jesosy koa anao sa? Satria anao avy agny Galilia