tkg_mrk_text_reg/14/66.txt

1 line
522 B
Plaintext

\v 66 Fa i Petera kosa da nidoboky nagnodidy tegny ka nagnàto anazy gne raiky tamè mpiasan' gne mpisorom-be \v 67 Satria i Petera nanàra ka namindro tamè afo ka nodinihin'ity mpiasan' gne mpisorombe ity. Fa hoy izy hoe: "Naman'i Jesosy koa anao, izay avy any Nazareta" . \v 68 Fa nandà i Petera ka nizaka hoe " da tsy fantako,ary tsy lalako gne raha rohoninao". Avy eo lasa nandeha izy [ Fagnamaria gne fandikà sasany magnampy hoe " da nagneno tokotry gn'akoho Fa gne fandika taloha tena tsara da tsy mizaka an'io ]