tkg_mrk_text_reg/14/63.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 63 Tamin'izay da vignitry mafy gne mpisorom-be ka norovatiny gne akazon'i Jesosy sady nizaka izy hoe: "Da mbola mitadia vavolombelo avao itsika. \v 64 "Renareo gnopa nozakainy teo. Akory gne fanapaha-kevitry amin'izany". Fa gne vahoaka teo kosa da nagnameloky ho faty an'i Jesosy.\v 65 Gne sasany da nandrora gne tarehiny, notakofandreo gne lohany sady nampirafitry indreo nizaka hoe:" Maminania sa?" Gne manam-boninahitry teo kosa namono sy midaboky an'i Jesosy.