tkg_mrk_text_reg/14/37.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 37 Raha nipody i Jesosy nahita andreo natory, ka hoy izy tamin'i Petera hoe : "Simona matory kaiky anao ? Tsy vitanao gne miamby ndre da lera raiky? \v 38 Membena anareo ka mivavà mba tsy hidiranareo ame fanahy ratsy. Satria mahery gne ratsy fanahy fa gne nofo gne osa! \v 39 Lasa fagnindroa izy nivavaky da mbola gne vavaky teo aloha gne nampodiny .