tkg_mrk_text_reg/14/22.txt

1 line
563 B
Plaintext

\v 22 Raha igny mbola nihina igny indreo, nandray mofo i Jesosy,nisaotry gne Zagnahary ka nizarazara sady natolotriny tamè mpianany nataony hoe:"Raiso, ity gne nofoko." \v 23 Ary aveo nandray gne kalisy izy,nisaotry gne zagnahary ary nagnome gne mpiantry mba indrano,ka nindrano aby izy rehetra. Da hoy i Jesosy tamin'izay: \v 24 "Ity gne ràn'ny fanekem-pihavanagny vaovao, Rà izay homeko hoan'ny besinimaro. \v 25 Ambarako anareo mazava fa tsy hindrano gne vokatry gne voaloboka koa aho mandra-pahavinin' gne fotoa hindranomako ao amè fanjakan'Andriamanitra.