tkg_mrk_text_reg/14/17.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 17 Fa noho gn' hariva gn' andro, avy niaraky tamin' roambinifolo lahy izy.\v 18 Rehefa nipetraky sy nisakafo teo ambony latabatra ireo, nizaka i jesosy hoe:" ambarako anareo mazava fa raiky aminareo magnety enà io da hamadika ahy". \v 19 Nalaelo gne mpianatra raha nahare izany ka nizaka tsiraikiraiky tamnazy hoe": Tsy gne tegnako 'zany Tompo?"