tkg_mrk_text_reg/14/10.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 10 Tsitapitapitry izay, avy i Jodasy Iskariota, mpianatry jesosy, raiky tamè roambinifolo lahy, nandeha tsy nangatak'andro tam'reo lohandohan'gne mpisorona hagnambara gne fika hamonoa an'i jesosy.\v 11 Faly da faly ireo lohandohan'gne mpisorona raha vao naharè izany ary da nampagnategna vola telopolo an'i jodasy. Nanomboky teo izy da nitady gne fomba hanolora an'i jesosy am'reo mpanoradalana.