tkg_mrk_text_reg/14/06.txt

1 line
607 B
Plaintext

\v 6 Kanefa hoy i jesosy namaly andreo hoe: " Apetraonareo izy agnano an'izay ataony. Nagnino anareo magnano an'zay mampalahelo an'azy?" Tsy fantatrareo fa Raha tsara gne vitany tamko. \v 7 Ambarako anareo fa gne sahira da eo aminareo mandrakizay ary da afaky magnasoa andreo anareo; fa Iaho kosa tsy ho eo aminareo mandrakizay. \v 8 Nagnano an'zay azony atao izy tamnà: nagnositry menaky enà izy ho marikè fandevegna anà. \v 9 Ambarako aminareo etoa manomboka androany fa ndre ia ndre ia hitory gne baiboly eran'izao tontolo 'zao, da tsy maintsy hizaka gne nanin'ity viavy ity izy ho fahatsiarova azy".