tkg_mrk_text_reg/14/03.txt

2 lines
585 B
Plaintext

\v 3 Sendra t' andragnon' i pSimona boka i Jesosy tao Betania, raha nipetraky teo ambony latabatra igny izy, nisy viavy raiky nitsoky nitondra tavoangy nisy menaky magnitry lafo vidy izay fantatry am' gnagnara hoe narda na menaky tsy mifangaro. \v 4 Novakin'ity viavy ity
gne tavoangy ka nararakiny teo ame lohany jesosy gne menaky. Hoy gne mpanoradalana nifampiresaky hoe: "Ino gnanton'ity fandanindania fahatany 'ty?\v 5 Ity menaky magnitry ity, raha navidy da nihôtry gne vola telon-jato gne vidiny, da afaky nomè gne sahira. Raha vita izany, novignirandreo mafy ity viavy ity.