tkg_mrk_text_reg/14/01.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 1 Tamin'izany, roy andro talohane fankalazà gne Paska sy gne mofo tsy misy karbonaty. Nitady fomba sy fika hamonoa an'i jesosy gne mpanoradalàna sy gne loholona tame fomba milamy sy mangy.\v 2 Hoy indreo hoe: "aleo tsy vonitsika am'gnandro fety, sao mimenimeny gn'olo".