tkg_mrk_text_reg/13/01.txt

1 line
312 B
Plaintext

\v 1 Ka raha niala teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, da nizaka tame raiky tamin-dreo mpianatrin'ny hoe : '' Mpampianatra ô, hiteo e! Hahatsaran'ny vato sy gne hatsaran'ny rafitra!'' \v 2 Hoy izy taminy hoe : '' Hitanao sa itoa rafitra zakabe itoa?'' Tsy hapetraky hisy vato raiky hifanongoa eo ka tsy ho rebaky.