tkg_mrk_text_reg/11/31.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 31 Nifandiniky niaraky ireo mpanoradalana sady nekàny ary da vaky zaka hoe: "Raha isika mamaly hoe avy an-dagnitry da hamaly atsika izy hoe nagnino anareo tsy nino sa?\v 32 Fa raha isika kosa mamaly hoe avy am'gn'olo,... Da natatry mafy gn'olo gne mpanoradalana satria fantany gne vahoaka fa i Jesosy da mpaminan'gne Zagnahary tokôtry. \v 33 Namaly an'i Jesosy farany ireo ka nizaka hoe "tsy hainay".Namaly andreo koa i Jesosy hoe: " tsy hamaly anareo koa aho hoe avy aiza gne fahefà nahavitako anireny"