tkg_mrk_text_reg/11/29.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 29 Hoy i Jesosy tamindreo hoe: " ity koa gne fagnotania apetrako aminareo: Ambarao nareo anā fa ambarako anareo koa hoe fahefà avy aia gn'afahako magnano an'ireo aminareo. \v 30 Gne batisan'i Jaona, Avy an-dagnitry sa avy am'gn' olo? Valianareo aho".