tkg_mrk_text_reg/11/27.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 27 Lasa niakatry agny Jerosalema indreo raha vita izany. Fa raha nitsangatsanga tao amè tempoly i Jesosy nagnato azy gne lohandoham-pisorona, gne mpanoradalana ary ireo loholona. \v 28 Hoy ireo tam' Jesosy: " Fahefà avy aia gn'afahanao magnano an'izao rehetr'izao, Ary Ia gne nagnomè anao anizany?"