tkg_mrk_text_reg/11/17.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 17 Tsitapitapitr'izay, nampenariny in-dreo ka hoy izy hoe: "Tsy efa nozakaiko anareo fa, gne tragnoko da hangia hoe tragno fengona ho an'gne firenena rehetra? Nefa da naninareo ho tragnon'gne mpagalatry".\v 18 Raha vao naharè izany gne loholo sy gne panoradalana da nitadia fika hamonoa an'i Jesosy. Tsapa anefa fa nataotry an'i Jesosy ireo satria gn'olo maro teo da kaperatry tame fampenarany.\v 19 Rehefa aly kosa gn'andro da namak' aly niala teo amè tana in-dreo.