tkg_mrk_text_reg/11/15.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 15 Nisitaky nandeha agny Jerosalema i Jesosy sy gne mpianatry, da niditry tao an-tempoly ary nanomboky nandrôky gne mpivarotry sy gne mpividy rehera tao. Tamin'izay,naongany gne latabatry sy gne sezan'gnolo mpanakalo vola sy gne mpvarotry voromamanga.\v 16 Tsy navelany nisy olo na iza na iza hivarotry tao amè tempoly.